- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina : Tondra-drano any amin'ny tananan'i Guangzhou

Sokajy: Shina, Voina

Tianya forum no manapariaka sary vitsivitsy ahitana ny tondra-drano niseho vao tsy ela tany amin'ny tananan'i Guangzhou [1].