- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vanessa Worou, mpihira vavy Tôgôley vao misondrotra

Sokajy: Togo, Mozika, Zavakanto & Kolontsaina

Kangi Alem no mitatitra mikasika an'i Vanessa Worou, mpihira vavy Tôgôley vao misondrotra [1] :

Un petit air de Kidjo, par endroit, mais dans l’ensemble une assurance dans le chant et une orchestration simple, efficace

“tsindraindray ohatry ny mampahatsiahy an'i [Angelique] Kidjo izany, kanefa rehefa aravona dia, fahatokisana amin'ny fomba fihirana ravahina rafi-java-maneno tsotra anefa mahomby.”