- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosìa : Mpanohana kitra any Môskoa, an-tsary

Sokajy: Rosia, Soeda, Fanatanjahantena

nl mpampiasa LJ no manapariaka sarin'ireo mpanohana kitra any Môskoa izay nankalaza ny fandresen'ny ekipa nasionaly Rosìana ireo Soedàna – ato [1] sy ato [2].