- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sina : Topi-maso amin'ny sary sikotra eny amin'ny zaridaina Olympika

Sokajy: Saripika, Tontolo_iainana, Zavakanto & Kolontsaina, Lalao Olaimpika

Asehon'i Safin an-tsary ao amin'ny FunEnclave ireo sary sikotra eny an-jaritaina ao Sina, tafiditra ao amin'ny fanomanana ny lalao Olympika atao any Beijing.

[1]

Hoy ny mpamaky iray, patch01 :

Mety mahafinaritra ho an'ireo mpizaha-tany koa, heveriko fa tsy hitolagaga ireo fianankaviana 30000 izay nifindra noho ny fikarakarana ny lalao ………