- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kenya : Fanampim-baovao avy ami'ny fanampiana olona amin'ny aterineto

Sokajy: Kenyà, Tanora, Toekarena sy Fandraharahàna, Vonjy Voina

Fanampim-baovao avy amin'ny mpiasa an-tsitra-po ao amin'ny AVIF any Kenya [1] : Vaovao tapatapany avy aty amin'ny Mercy Home hampahafantarana anareo mikasika ny fitsidihana ataonay, ary mba hanehoana fa nanampy sy nanatsara ny fiainan'ireo vehivavy ato amin'ny Mercy Home ny vola fanampiana natolotrareo.