12 Jona 2008

Tantara tamin'ny 12 Jona 2008

Cedric Kalonji : Kongo (RDK) an-tsary

  12 Jona 2008

I Cedric Kalonji dia mpilaza vaovao ao amin'ny Radio Okapi, ary mpanoratra ny blaogy mety malaza indrindra avy ao Kongo. Fa ankoatra ny asany ao amin'ny radio sy ny fitorahana blaogy dia mpaka sary matihanina koa i Kalonji. Nandritra ny andro maromaro izay dia mitety ny sary apetrany ao amin'ny...

Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona ka maty tan-tanety

  12 Jona 2008

[SASIN-TENY AVY AMIN'NY MPANDIKATENY : Araky ny fanamarihan'ny namana Jentilisa dia Feso no dikantenin'ny dauphin. Mba hahatsotra ny famakiana ny lahatsoratra anefa dia ny teny Trozona (trondro vaventy be) izay nadika avy tamin'ny lahatsoratra Anglisy hoe Whales no nofidiako hampiasaina] Tsikaritra tamin'ny voaloamboloahan'ity volana Jona 2008 ity fa nisy andian-trozona manao “loham-boatavo” efa...

Nizeria : Tsy nitsetsitra izay haren'i Nizeria izany i Abacha

  12 Jona 2008

Grandiose Parlor [Malama vava] no manontany tena raha nitsetsitra izay haren'i Nizeria i Abacha ? [filoham-pirenena taloha] : How I wish I wielded some supernatural power! How I would have dealt with these three men – Mohammadu Buhari, Ibrahim Babangida, and Abdulsalami Abubakar! Thanks to those three, I learnt something...