Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

10 Jona 2008

Tantara tamin'ny 10 Jona 2008

Rosia : Ny fahalalahan'ny mpanao gazety

Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka blaogy Rosiana hita tao amin'ny lahatsoratr'i Clifford J. Levy izay nadika tamin'ny teny Rosiana. Nadika amin'ny teny Anglisy ny 45...

Oganda : Paika fampitam-baovao tena diso tanteraka

Moses Paul Sserwanga izay mpanao gazety sy mpisolovava ao amin'ny fitsarana avo any Oganda no mitsikera ny paika fampitam-baovao tena diso tanteraka an'ny fitondrana any Oganda : Govt got its media strategy totally wrong. Government has heightened its preparedness to clamp down on the independent media. President Museveni’s attack on...

Kenya : Izato bibibe antsoina hoe famotsoran-keloka

Kumekucha mandray anjara amin'ny adihevitra mikasika ny adihevitra mikasika ny famotsoran-keloka any Kenya [taorian'ireny herisetra be niseho ombieny ombieny ireny] : With the two PRINCIPALS taking diametrically opposing stands on the matter, amnesty may as well stand out as the single issue that will determine the gestation period of the Government...