Kenya : Filoham-pirenena izay efa nandeha taxibe hipoka

Kumekucha manoratra mikasika an'i Barack Obama sy Kenya :

I will not pretend to even understand the Obama phenomenon. I leave that to more informed writers than myself. But for this post, I want to talk about just a few of the Kenyan things that tickle me most about an Obama presidency. In fact they tickled me considerably even as I wrote them.

It is quite possible that the next president of the United States spent several nights not too long ago sleeping on the couch in the tiny sitting crowded sitting room of some middle class Nairobi estate […] rode in a crowded matatu where any Kenyan will tell you humans are packed better than sardines, and nobody gave him a seat. Hahahahahahahaha.

At a time when everything seems to split the country into two, from the disputed elections to the Safaricom IPO, the amnesty debate and God knows what, it is really great that Obamamania is here with us at a time like this. Something that we can all cheer about irrespective of which part of the country any of us comes from.

But even more importantly we can get inspired once again that as horrible and unfair as the world seems to be, it is still possible for anybody to make good.

Now let me ask a simple question… How many guys out of those jokers we call our leaders have done any of the things Obama has done?

“Tsy izaho mihitsy no handeha hitory tena ho mpahalala izay manodidina ny raharaha Obama [kandida amin'ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana, taranaka Kenyana]. Aleo ho an'ireo mpanoratra mahalala bebe kokoa noho aho ny famakafakana izany. Saingy amin'ity lahatsoratra ity, mamelà ahy hitatitra kely izay zavatra manitikitika indrindra ny Kenyana mikasika izy raha ho voafidy ho filoham-pirenena izy. Raha ny marina dia tena mampihomehy ahy, ena na dia eto am-panoratana izany aza aho.”
Mety ho tanteraka mihitsy fa ny filoha Zamerikana manaraka dia natory vao tsy ela tamin'ny fandriana tsizarizary, tanivon'ny efitrano feno atorian'olona maro hafa, any amin'ny trano tsotsotra aty Nairobi […] nandeha taxibe hipoka izay ambaran'ny Kenyana rehetra anao fa ny trondro sardines aza mbola manana toerana kokoa noho ny mpandeha, sady amin'izay tsy nisy nitsangana nanome azy toerana hipetrahany akory. Hahahahahahahaha.”
Amin'izao vanim-pototana izay toa mampizara roa ny firenena izao, ny fifandirana mikasika ny fifidianana, ny fampidirana ny orinasa Safaricom amin'ny bourse, ny adihevitra mikasika ny famotsoran-keloka [amnistie] sy izay lohahevitra hafa koa, soa ihany fa misy ny Obamamania [fanindrahindrana fatratra an'i Obama] hiombonana amin'ny fotoana toy itony.”
Anefa mbola ambony lavitra noho izany, afaka mianatra sy manaraka indray ny fijeriny isika satria amin'ity tontolo izay toa mahatsiravina sy misy fandeferana ity, n'iza n'iza dia afaka manatanteraka izay soa.”
Mamela ahy hametraka fanontaniana tsotra fotsiny ihany … mba firy amin'ireo zalahy izay antsointsika hoe mpitondra antsika ireo no mba efa nanatanteraka izay efa nataon'i Obama ? [natory amin'ny fandriana tsy zarizary sy nandeha taxibe hipoka ?]”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.