“Manao ahoana ny momba antsika sy ny hazo? Toa mivoitra fa ny zava-mahasoa (fahatsaràna) — dia ny rivotra madio sy fahatoniana ary alokaloka — dia tsy laharam-pahamehana intsony mihitsy ho an’ny tanan-dehibentsika”: I Nicolette Bethel [1] dia niangavy mafy ny namany Bahamians mba hisaina ny fiainana anaty tontolo iray ka ho toy ny tomponandraikitra mihitsy amin’izany.
Bahamas: Fandinihana momba ny hazo
· Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika avylavitra
Sokajy: Karaiba, Bahamas, Fampandrosoana, Hafanàm-po nomerika, Hevitra, Tanora, Tontolo_iainana