- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Cap Vert : Labiera mora vidy kokoa nohon'ny solika

Sokajy: Cap Vert, Toekarena sy Fandraharahàna

Pedrabika zendana amin'ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin'ny solika [1] any Cap Vert :

200$00 de gasolina é só isso?! Até cerveja tá mais barata. Desse jeito vamos ter que andar mais a pé e continuar ignorando a política que mexe no bolso. De outro modo ninguém reage, os partidos até fazem algumas declarações, as pessoas lamentam e a vida segue…

“200 $ ny vidin'ny solika ?! Na dia ny labiera aza dia mora vidy kokoa. Raha izao no mitohy dia hanomboka handeha an-tongotra isika ary hanohy ny tsy hiraharaha hatrany izay pôlitika fitakiam-bola. Ankoatr'izay [dia mahagaga ahy fa] tsy misy olona mihetsika, mamoaka fanambarana vitsivitsy ireo antoko pôlitika, misaona ny vahoaka, ny fiainana andavan'andro anefa dia mitohy hatrany …”