- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika: Tonga ankehitriny ny e-fitondrana

Sokajy: Kenyà, Fampandrosoana, Fitantanam-pitondrana, Teknolojia

David Kobia no miady hevitra momba ny e-fitondrana (e-governance) any Afrika: “Heveriko ankehitriny fa azo atao amin'izay ny misaotra ampahibemaso ny mpanao politika any amin'ny tany Afrikana ampahibemaso noho ny nampandamoka ny fampiroboroboana ny serasera an-tarobia(telefôna tsy mihetsika), ka nahatonga ny fanombanana fa hitombo 22% ny mpanjifa amin'ny finday. hahatratra 330 000 000 ny isan'ny manana finday manerana an'i Afrika amin'ity taona 2008 ity.”