- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Manery an'i Shina hanorenany ny fahafahana any Myanmar

Sokajy: Myanmar (Birmania), Hafanàm-po nomerika, Politika

Nanangana bolongana, 8-8-08 for Burma, ireo menavazan'ny tolona any Myanmar hanerena an'i Shina “ampinga tokana” ampelatanan'ny mpitondra jadona any Myanmar an-toerana mba hamonjena ain'olona sy hananganana ny fahafahana any an-toerana.