- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kiobà: fanoherana tany am-ponja

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Fanoherana, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Zon'olombelona

Uncommon Sense no namaham-bolongana momba ny fitadiavana hanapenam-bava ny fihetsiketsehan'ny voafonja kendren'ny mpiambina ny fonja any Combindado de Guantánamo  “izay niandoha raha nilofo hampahafantatra ny fihoaram-pefy mitranga any am-ponja tamina mpitolona ho amin'ny zon'olombelona ny gadra politika iray.”