Tantara tamin'ny 06 Jona 2008
Cap Vert : Labiera mora vidy kokoa nohon'ny solika
Pedrabika zendana amin'ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin'ny solika any Cap Vert : 200$00 de gasolina é só isso?! Até cerveja tá mais barata. Desse jeito vamos ter que andar mais...
Zimbaboe : Ny x1000 sy ny x1'000'000
Noktula no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe izay dikan'ny x1000 sy ny x1'000'000 any Zimbaboe : “x1000 and x1,000,000 everyone in Zim will know what this means. It appears on signs...
Sodàna : Mikasika izay raharaha any Darforo, nahoana isika no mila mifantoka tsara ?
Ny namana Ethan Zuckerman no manontany tena sy mizara izay fiheviny mikasika izay raharaha any Darforo, nahoana isika no mila mifantoka tsara [mianatra] ? : One of the questions I’ve wanted...
Afrika: Tonga ankehitriny ny e-fitondrana
David Kobia no miady hevitra momba ny e-fitondrana (e-governance) any Afrika: “Heveriko ankehitriny fa azo atao amin'izay ny misaotra ampahibemaso ny mpanao politika any amin'ny tany Afrikana ampahibemaso noho ny...
Manery an'i Shina hanorenany ny fahafahana any Myanmar
Nanangana bolongana, 8-8-08 for Burma, ireo menavazan'ny tolona any Myanmar hanerena an'i Shina “ampinga tokana” ampelatanan'ny mpitondra jadona any Myanmar an-toerana mba hamonjena ain'olona sy hananganana ny fahafahana any an-toerana.
Yemen: Diana dinôzôro hita tany akaikin'i Sana'a
“Tsy mbola nahitana diana dinôzôro mihitsy hatramin'izay tamin'iny Oalan'ny persika iny; saingy tany amin'ny 30km monja avy eo Sana'a, renivohitry Yemen, no nasehon'ny sisan-taolana, ny dia lalina tavela tamin'ny tany,...
Kiobà: fanoherana tany am-ponja
Uncommon Sense no namaham-bolongana momba ny fitadiavana hanapenam-bava ny fihetsiketsehan'ny voafonja kendren'ny mpiambina ny fonja any Combindado de Guantánamo “izay niandoha raha nilofo hampahafantatra ny fihoaram-pefy mitranga any am-ponja tamina...
Shina: Iza no tokony isaorana?
Asehon'ny CCTV (izay marihina fa mandeha amin'ny TVM rehefa vita ny fandaharana tontosain'ny tvm amin'ny alina ka mandra-panombohan'ny fandaharana amin'ny maraina indray)amin'izao tontolo izao ny lahatsary ahitana ny fisaoran'ny traboina...
Filazana fampihenana saram-pisoratana anarana amin’ny Vovonan’ny Global Voices
Nezahinay sy izay miara-miasa aminay any Hongria izay azonay natao hampihenana ny saran-dasy mba ho takatry ny olona maro kokoa ny fahazoa-manatrika ny Global Voices Citizen Media Summit 2008 na...