- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Borkina Fasô : Fihaonambe ankalazana ireo saron-tava Winyé

Sokajy: Borkina Faso, Zavakanto & Kolontsaina

BurkinaMom [Neny Borkina] izay fotsy hoditra monina any Ouagadougou, no manapariaka sary sy mitatitra mikasika ny Fihaonambe ankalazana ireo saron-tava tany Winyé [1], any Borkina Fasô :

The Seventh Annual Winyé Mask Festival was held on Friday and Saturday in Boromo- a small town just about two hours’ drive from Ouaga. I was there as usual, friends and family in tow.

“Notanterahina tamin'ny Zoma sy Asabotsy lasa teo tany Boromo izay tànana ambanivohitra tokony ho sahabo roa ora am-piarakodia avy eo an-drenivohitra Ouaga, ny Isantaona Fihaonambe faha-7 ankalazana ireo saron-tava Winyé.”