- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Guinea-Bissau : Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana

Sokajy: Ginea-Bisao, Zavakanto & Kolontsaina

Jorge Rosmaninho manolotra fankasitrahana ao amin'ny africanidades ny Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana tamin'ny niforonany sady maniry izay laza iraisam-pirenena hoan'izay vitany [1] any Guinea-Bissau :

A Guiné-Bissau é um país sui-generis, pois tem pessoas de valor nas áreas mais inesperadas. O teatro é uma delas. Aqui fica a nossa palavra de incentivo ao Teatro Experimental de Bissau, criado em 2005

“[Azo heverina fa tena] Firenena sui-generis [2] [tokana fa tsy manam-paharoa] i Guinée-Bissau, satria ireo mpanantalenta ao aminy dia any amin'izay toerana tsy ampoizina akory. Isan'izany ny sehatra Tantara an-dampihazo. Indro ny teny fampaherezana sy fankasitrahana hoan'ny Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana, niforona tamin'ny taona 2005″