Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Guinea-Bissau : Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana

Jorge Rosmaninho manolotra fankasitrahana ao amin'ny africanidades ny Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana tamin'ny niforonany sady maniry izay laza iraisam-pirenena hoan'izay vitany any Guinea-Bissau :

A Guiné-Bissau é um país sui-generis, pois tem pessoas de valor nas áreas mais inesperadas. O teatro é uma delas. Aqui fica a nossa palavra de incentivo ao Teatro Experimental de Bissau, criado em 2005

“[Azo heverina fa tena] Firenena sui-generis [tokana fa tsy manam-paharoa] i Guinée-Bissau, satria ireo mpanantalenta ao aminy dia any amin'izay toerana tsy ampoizina akory. Isan'izany ny sehatra Tantara an-dampihazo. Indro ny teny fampaherezana sy fankasitrahana hoan'ny Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana, niforona tamin'ny taona 2005″

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.