02 Jona 2008

Tantara tamin'ny 02 Jona 2008

Guinea-Bissau : Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana

Jorge Rosmaninho manolotra fankasitrahana ao amin'ny africanidades ny Tarika Mpilalao An-dapihazo Andrana tamin'ny niforonany sady maniry izay laza iraisam-pirenena hoan'izay vitany any Guinea-Bissau : A Guiné-Bissau é um país sui-generis, pois...

02 Jona 2008

Armenia : Ny andron’ny ankizy

Nolazain’i Unzipped (tsy voafintina) fa somary nihilana ho amin’ny lafiny politika kokoa tamin’ity taona ity ny fanamarihana manerantany ny andron’ny ankizy, isaky ny voalohan’ny volana jona, nomarihan'ny fianakavian’ireo mpanohitra notazonina...

02 Jona 2008