01 Jona 2008

Tantara tamin'ny 01 Jona 2008

Brezila: Fampidirana ny bloguecast (bolongam-peo)

  01 Jona 2008

Haitao mampiray aina vahoaka sy onjan-taranaka samihafa ary ny sivana no anisan'ny lohahevitra nobanjinina tamin'ny fandaharana voalohan'ny Bloguecast, fandraisam-peo tontosaina sy ampiroboroboin'ny BlogaIsso [pt]. “ny hamoaka andiany iray isan-kerinandro no tanjona, fa angamba tsy haharitra ela tahaka izany intsony, rehefa mivoatra ny fandaharana. Henoy, mandraisa anjara hanala azy ary dia...

Pôrtô Rikô – USA: Eritereto tokoa hoe ity resaka ity

  01 Jona 2008

Manontany ary i Liza izay mpamaham-bolongana Pôrtôrikana: “Azonao eritreretina ve ny miresaka amin'ny zanakao amin'izay mety hamonoan'ny sasany ny rainy?”, ary nampiany hoe: “ny tsy azon'ny olona anie dia ny halalin'ny takaitra vokatry ny herisetra noho ny antony ara-piaraha-monina na politika manjaka ao amin'ny fireneny. Anananana ny olona tahaka an'i...

Brezila: Fahasarotana hamoaka ny hafatra lalina

“Mahaliana tsy araka ny nanampoizana azy ny mamaky tantara iray amin'ny fomba fijery samihafa. Ataoko fa izay indrindra no nitranga tamin'ny herinandro teo raha nitokona teo anoloan'ny tranolehiben'ny dams manamorona ny reniranon'i Xingu amin'ny lemaky Amazona iny ny Amerindiana”. Topimason'i Lou Gold tamin'ny fampahalalam-baovao lehibe ka nanaovany fampitahana izay nolazain'izy...