27 Mey 2008

Tantara tamin'ny 27 Mey 2008

Malawi : Nogiazana tsy mahazo mivoaka tao an-tranony ny filoham-pirenena taloha

  27 Mey 2008

Ho tohin'ilay raharaha “fanomana fanonganana” ny filoham-pirenena izay nisamborana olo maro tany Malawi notaterina teto dia re indray izao fa napetraky ny mpitandro ny filaminana ambany figiazana tsy mahazo mivoaka tao an-tranony ingahy Bakili Muluzi izay filoham-pirenena teo aloha. Ny mpanao gazety Bright Sonani avy any Lilongwe sady vavolombelona nanatri-maso, no...

Zimbaboe/Afrika Atsimo : Mijoroà hoan'i Zimbaboe

  27 Mey 2008

Sokwanele no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe ireo andian-tsary nalaina nandritra ny filaharana natao mba hanohanana an'i Zimbaboe, izay notanterahina tany Pretoria, any Afrika Atsimo : These images were taken at a protest march in Pretoria yesterday. The signs say it all. “Nalaina nandritra ny filaharana mba ho hetsika...

Cap Vert : Andron'i Afrika

  27 Mey 2008

Baluka Brazao no manapariaka ao amin'ny Ta sumara Tempo ho fankalazana ny Andron'i Afrika [25 May] ny hosodoko iray nataon'i Robert Colescott ary mitondra ny lohateny hoe : Marching to a Different Drummer [mamindra amin'ny dobok'amponga samihafa] izay raha tazanina avy any Cap Vert : Colescott apresenta um discurso à...