- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika Atsimo : Fametrahana an-tsaritany ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra

Sokajy: Afrika Atsimo, Hafanàm-po nomerika, Teknolojia

Black Looks no manapariaka ny fametrahana an-tsaritany ho indray mijery ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra [1] any Afrika Atsimo :

The Ushahidi engine is being used to map xenophobic attacks in South Africa at the “United For Africa” website.

“Ampiasaina mba ametrahana an-tsaritany ho indray mijery ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo ny rafikajy Ushahidi ao amin'ny vohikala “United For Africa” [Mikambana hoan'i Afrika].”