Borkina Fasô : mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja

Stephen Davies no manambara ao amin'ny Voice in the Desert [Feo avy any an'efitra] fa afaka mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja monja, izay iray amin'ireo fiteny fampiasa any Borkina Fasô :

We're all familiar with dazzling language-learning promises made by Linguaphone and similar companies: Speak fluent Arabic in just three weeks! Swedish in a weekend! Well, here's Fulfulde in six seconds. Just learn this word: CHIBBEL-LIBBEL.

“Samy efa zatra ny fampiasana ny fombam-pampianarana Linguaphone sy ireo orinasam-pampianarana sahala isika izay mampanantena fa : mitenèna ny fiteny arabo tsy ambakavaka ao anatin'ny herinandro telo monja ! Fiteny Soedana [Swedish | Suédois] ao anatin'ny faran'ny herinandro iray monja ! Dia indro ary ny fifehezana ny fulfulde ao anatin'ny enina sekondra. Mila mianatra ity teny iray ity fotsiny : CHIBBEL-LIBBEL.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.