Tantara tamin'ny 26 Mey 2008
Afrika Atsimo : Fametrahana an-tsaritany ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra
Black Looks no manapariaka ny fametrahana an-tsaritany ho indray mijery ireo toerana izay nisehoan'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo : The Ushahidi engine is being used to map xenophobic attacks in South Africa at the “United For Africa” website. “Ampiasaina mba ametrahana an-tsaritany ho indray mijery...
Borkina Fasô : mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja
Stephen Davies no manambara ao amin'ny Voice in the Desert [Feo avy any an'efitra] fa afaka mahafehy ny fiteny Fulfude ao anatin'ny enina sekondra monja monja, izay iray amin'ireo fiteny fampiasa any Borkina Fasô : We're all familiar with dazzling language-learning promises made by Linguaphone and similar companies: Speak fluent...
Nizeria/Afrika Atsimo : Nizeria miatrika an'i Afrika Atsimo
Nanjaboy avy any Nizeria, no mizara izay fomba fijeriny ny izao krizy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any Afrika Atsimo izao : Lest we have forgotten, Nigerians economy now harbors the best of their businesses. For goodness sake, the lists of Nigerian-based multinational companies wholly owed or controlled by South Africa...