Soritsoritan'i Khanya ny niandohan'ny voambolana hoe “makwerekwere [1],” tenin-jatovo ho an'ny vahiny any Afrika Atsimo: Mpamaham-bolongana roa liana amin'ny teny sy fiteny ny mitady ny dika sy nipoiran'ny teny hoe “makwerekwere”. Tenin-jatovo ho an'ny vahiny izany, indrindra ireo niditra antsokosoko, ary fampiasako amin'ny lahatsoratra hanoherana ny herisetram-pankahalana nitranga nandritra ny roa volana farany.
Afrika Atsimo: inona ny dikan'ny teny hoe makwerekwere?
· Mpanoratra Ndesanjo Macha Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Afrika Atsimo, Ady & Fifandirana, Fiteny