- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny feo manaiky fankahalana vahiny

Sokajy: Afrika Atsimo, Mozambika, Ady & Fifandirana, Fifindràmonina

“Ireo mpanao politika malaza nigoka ny fiarovan'ny vahoaka mozambikana ary efa lasa mpitarika na mpandraharaha amin'izao fotoana izao, nahoana moa izy ireo no tsy manandratra ny feony hiaro ny Mozambikana tsy ho tratran'ny fankahalana vahiny ary hanakana ireo mpanatanteraka (ny herisetra)?”, hoy ny fanontanian'i Bosse Hammarström [pt].