- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Rosìa : Soratsoratra eny amin'ny rindrin'ny tànanan'i Moasko

Sokajy: Rosia, Tanora, Tsidika, Zavakanto & Kolontsaina

Lyndon no manapariaka ao amin'ny Scraps of Moscow ireo sarina soratsoratra any amin'ny rindrin'ny tànana'i Moasko izay nalaina tamin'ny taona 2004-2005 [1], rehefa avy “nandio” ireo andian-tsary teo am-pelatanany izy.