Tantara tamin'ny 22 Mey 2008
India : Ny boky masina Kôran sy ny tafika Amerikana
Indian Muslims Blog [Blaogin'ny Silamo any India] no mitatitra ny nanaovan’ ireto miaramila Amerikana ny boky masina Kôran ho ivon-kendrin'ny tifitra bala any Iraka : On May 9, 2008 American soldiers were practicing target shooting in the police station of Radhwaniya on the western outskirts of Baghdad. They had clearly marked...
Afrika Atsimo : Inona no azon'ny mpiblaogy atao mikasika izao krizy fankahalana vahiny izao ?
Mihevitra i Stii fa mahavita zavatra hanoherana izao krizy fankahalana vahiny any Afrika Atsimo izao ireo mpiblaogy raha manao : My idea is to have like a trust fund, NGO or something to which bloggers/technology people can contribute to financially. I’m more than willing giving money to any organization, but...
Afrika Atsimo : Ry mpiblaogy, andeha hiara-mientana !
Miantso ireo namany mpiblaogy fotsy hoditra any Afrika Atsimo i Mike Stopforth hiara-mientana hanoherana ireo fanafihana mahery vaika izay sedrain'ireo vahiny mpiavy any Afrika Atsimo : It’s on that note that I’d like to encourage you, my fellow bloggers and business people, to join me in doing something about it....