Tantara tamin'ny 21 Mey 2008
Afrika Atsimo : Vonona hiatrika ny 2010 ve i Afrika Atsimo, izay mankahala mpiavy ?
“Vonona hiatrika ny 2010 ve i Afrika Atsimo, izay mankahala mpiavy ?“, hoy i Bomseh, mpitoraka blaogy avy any Kenya – monina ao Afrika Atsimo. “Manaitra ary toa tsy mampino...
Zimbaboe : Ny anjara miandry ireo Zimbaboeana mialokaloka any Afrika Atsimo
Hope no manapariaka ao amin'ny This is Zimbabwe mikasika izay fihetseham-pon'ny mponina any Zimbaboe mikasika ny fanenjehana / fanafihana ataon'ny tompotany ireo vahiny mpila ravinahitra mialokaloka any Afrika Atsimo :...
Mozambika : Ho fitandrovana ireo fitenim-paritra
Jorge Saiete no manapariaka ao amin'ny Debate e reflexão [Adihevitra sy fieritreretana] ny fahakavian-keviny manoloana ny fiheveran'ny sasany ireo fitenim-paritra ho toy ny fitenin'ny Satana ka tokony horarana mafy ny...