- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Handrombaka ny fitondrana

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net, i Amanda Atwood no miantso ny vahoaka any Zimbaboe mba handrombaka ny fitondrana hiverina indray eo am-pelatànany [1] :

As Zimbabweans, we also have to start taking our power – from the politicians and unelected ministers and military authorities who are running the country instead of the democratically elected parliament.

“Amin'ny maha-Zimbaboeana antsika, mila koa isika manomboka mandrombaka ny fitondrana – mandrombaka azy eo an-tànan'ireo mpitondra sy ministra tsy voafidy intsony ary ireo fanapahana miaramila izay mitondra ny firenena ankehitriny, raha ny Antenimieram-pirenena izay lany tamin'ny fomba demôkratika no tokony hanao izany.”