- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Afrika : Nokia sy ireo tany andalam-pandrosoana

Sokajy: Ghana, Teknolojia, Toekarena sy Fandraharahàna

White African [Afrikana fotsy] no manamarika fa Nokia dia mitrandraka tolotra manokana tandrify [1] an'i Afrika :

There is a reason that Africans, by and large, love Nokia and there’s a reason that the brand has made such an impact in that part of the world. While most companies around the world are ignoring Africa, Nokia actively develops solutions for the continent.

“Misy antony matoa ankafizin'ny ankamaroan'ny Afrikana ireo finday vokarin'ny orinasa Nokia ary misy misy antony nahatonga an'ity orinasa ity hanana izany laza any amin'ity faritra ity izany. Satria raha [mody] tsy mahalala akory izay Afrika ny akamaroan'ireo orinasa [vaventy] eran-tany, Nokia kosa dia tsy mitsahatra mikaroka tolotra manokana tandrify an'i Afrika.”