Niteny i Anthony Lowenstein fa “eo ampakana hevitra” hahazoana mitory ny filoha Iraniana Mahmoud Ahmadinejad ankehitriny ny lehiben'ny fampanoavana Robert McClelland,ao Aostralia, noho ny resany mikasika ny “fandravana” an'Isiraely. Mizara ny heviny mikasika izany tantara izany i Anthony.
Iran: Aostralia sy ny filoha Iraniana
· Mpanoratra Fred Petrossian Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Aostralia, Iràna, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Fitantanam-pitondrana