Afrika : Ny lozan'ny tsy fahampian'ny sakafo any Afrika

Henry Ekwuruke no mizara izay fomba fijeriny manoloana ny lozan'ny tsy fahampian'ny sakafo any Afrika :

The most worrying scenario in Africa today, as the hike in food prices ravage the world's poor, is not in the price of the food, especially the imported kind per say, but is the underlying fact that Africa's population which is largely agrarian is still a net food importer, even after decades of attempts to kick start some sort of green revolution.

“Ny tena mampalahelo amin'izay zava-mitranga any Afrika ankehitriny, amin'izao fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo izay mampitondra faisana ireo firenena mahantra eran-tany izao, dia tsy ao amin'ny vidin-tsakafo loatra, indrindra indrindra ireo sakafo izay nafarana avy tany ivelany, fa ny fampiharihariana fa ny vahoaka Afrikana izay mpamboly ny ankamaroany dia mbola tsy mahavelontena raha tsy misy ny fanafarana sakafo avy any ivelany, eny na dia am-polotaonany maro taty aorian'ny niezahana nanombohana izay karazana “revôlisiona maitso” aza [pôlitika fanamaitsoana].”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.