Afrika : Tsy mba maka sary ry zareo any Afrika

Africa is a Country [Afrika no firenena] no manontany tena raha mba misy maka sary ihany ve any Afrika ? :

Pieter Hugo, the South African photographer, is the only African featured in JUXTAPOZ’s “Photo Issue” that came out this month. I guess we’ll have to wait till their “Africa” issue

“Ny mpaka sary Afrikana Tatsimo Pieter Hugo, no mpaka sary Afrikana izay hany ampiratian'ny vohikala JUXTAPOZ amin'ny raki-tsary manokana “Photo Issue” izay ataony mandritra ity volana May 2008 ity. Angamba mila miandry [ny amoronany] izay raki-tsary “natokana hoan'i Afrika” isika [vao hahita sary maromaro avy any Afrika kokoa]”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.