- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hong Kong : Tanànan'ny mpanjono an-tsary

Sokajy: Hong Kong (Shina), Tsidika

Tinyau no manapariaka andian-tsarin'ny tanànan'i Tai O [1], isan'izay akanga sisa nanamborana amin'ireo tanànan'ny mpanjono any Hong Kong.