- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina : Horohorontany an-tsary

Sokajy: Shina, Voina, Vonjy Voina

Nanagona sy nanapariaka andian-tsary mampiseho ny ny horohorontany [1] vao nitranga tany amin'ny faritry Sichuan any Shina i ESWN [East South West North na Atsinanana Atsimo Andrefana Avaratra].