- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: ady ivelan'ny fisamatsamahana ara-pivavahana

Sokajy: Libanona, Ady & Fifandirana, Fifandraisana iraisam-pirenena

“Nanasongadina ny fisarahana politika lalina izay mihoatra (ambadiky) ny fisamatsamahana ara-pivavahana ny tenin'i Nasrallah, Fa misy ny mihevitra an'i Libanona ho toeram-pamaharan'ny tandrefana hanjakazakana ao amin'ny faritra izay mifanohitra amin'ireo mahita an'i Iran sy Siria ho atidohan'ny fiokoana,” hoy ny soratry Burghol miresaka ny ady any Libanona.