- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Angôla : Lahatsary mikasika ny fitsaharan'ny Fanjanahantany

Sokajy: Angola, Tantara

Carlos Pereira no mampita ao amin'ny blaogy meus escape [ny fitsoahako ny figadrana] ny lahatsary mahaliana izay hitany mikasika ny fitsaharan'ny Fanjanahantany izay ahitana ny fitsoahan'ireo taranaky ny voanjo sy Angôley fotsy hoditra marobe [1] avy any Luena, ary ahitana zava-miseho izay heveriny ho toy ny :

Momentos de grandes dramas das vítimas de uma descolonização desastrosa

“fotoan'ny fahavoazana lehibe hoan'ireo izay voatery nisedra ny fitsaharan'ny Fanjanahantany izay nitari-doza.”