Tantara tamin'ny 13 Mey 2008
Sina: “Miasa dia” ho an'ny tontolo iainana
Tsy ela akory tamin’ity volana ity, talohan’ny namonoan’ny horohoron-tany iray aina an’arivony, nidina an-dalambe ny olona manodidina ny 400 hatramin’ny 500 tao Chengdu, Shina hanohitra ny fanorenana orinasa iray mikirakira...
Kôngô (RDK) : Fanentanana ho fampitsaharana ireo fanolanana
Black Looks [fijerin'ny mainty] no mitatitra mikasika ny fanentanana ho fampitsaharana ireo fanolanana sy herisetra mikasika ny fitaovam-pananahan'ny vehivavy any Kôngô (RDK) : The one month campaign against sexual violence...
Zimbaboe : Fepetra takiana alohan'ny handraisany anjara amin'ny fihodinana faharoa
Hope no manapariaka ao amin'ny blaogy this is Zimbabwe ireo fepetra takian'i Morgan Tsvangirai alohan'ny handraisany anjara amin'ny fihodinana faharoa amin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : This morning’s press conference...
Angôla : Lahatsary mikasika ny fitsaharan'ny Fanjanahantany
Carlos Pereira no mampita ao amin'ny blaogy meus escape [ny fitsoahako ny figadrana] ny lahatsary mahaliana izay hitany mikasika ny fitsaharan'ny Fanjanahantany izay ahitana ny fitsoahan'ireo taranaky ny voanjo sy...
Maraoka : hatezerana sy alahelo noho ny orinasa izay nirehitra
Nisiana haintrano mahatsiravina roa tao an-drenivohitry ny toe-karena maraokana, Casablanca, tamin’ny faran’ity herinandro ity ka ny iray tao amin’ny orinasa mpanao kidoro ary ny faharoa kosa tao amina orinasa fanaovan-damba iray. Ampolony ny olona maty nandritra izany haintrano izany noho ny nanidian’ny mpampiasa ny toeram-piasana (avy any ivelany). Mitafatafa amin’alahelo sy fahatezerana noho io toe-javatra mahonena io no tontolom-bolongana Maraokana.