- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: Foibe TV hitsangana voaroba

Sokajy: Libanona, Ady & Fifandirana, Media sy Fanoratan-gazety

“Nitomany araka izay tratry ny heriko aho raha nandre fa tandindonin-doza ny tanàna ravan'i(vohitra haolo) Baalbek. Tsy mampivarahontsana ihany fa mahatsiravina ihany koa, toa hoe potika tanteraka avokoa ny tahirin-kevitra, tahirintsary (tahiry 18 taona) ary tahirom-peon'ny foibem-pampielezantsary (TV) iray vao saiky hisokatra!” voasoratry Mirvat momba ny fahapotehana trano fampielezan-tsary iray.