- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Libanona: tsy mifankahazo ny resaka

Sokajy: Libanona, Ady & Fifandirana, Politika, Teknolojia

“…fifandraisana tsara aro tany amin'ny tany tsy azo idiran'ny olona hafa ary nanampy ny mpitolona niady tamin'ny miaramila Isiraeliana niaraka tamin'ny fitaovany harifomba nandritra adin'ny fahavaratra 2006 ilay fifandraisandavitra ifaneraseran'ny Hezbollah manokana niteraka ny fifanandrinana farany teo” hoy ny GPC nilaza ny anton'ny ady mitranga ankehitriny any Libanona.