- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ethiopia : Nolavina ny fangatahana famoahana tam-ponja vonjimaika an'i Teddy Afro

Sokajy: Etiopia, Lalàna, Mozika, Zon'olombelona

Nazret no mandrohy any amin'ny lahatsoratra mikasika ny mpanakanto fanata-daza Teddy Afro [1] any Ethiopia :

The Federal High Court of Ethiopia has this morning denied bail for the release of Tewodros Kassahun (Teddy Afro). The 30-year-old sensational singer, who is accused of a hit and run homicide, will spend the duration of his trial in prison.

“Nolavin'ny fitsarana avon'i Ethiopia io maraina io ny fangatahana famotsorana tam-ponja vonjimaika omban-takalo, an'i Théodoros Kassahun (Teddy Afro). Ity mpihira malaza izay 30 taona ity dia voapanga ho nandona sy nahafaty olona ary nandositra, any am-pigadrana izy no hiatrehany ny fiandrasany ny fotoana hitsarana azy.”