09 Mey 2008

Tantara tamin'ny 09 Mey 2008

Afrika : Mirongo basy ravahana raozy

Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika : According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops...

09 Mey 2008

Tajikistan: Herinaratra ho takalon'ny karama

Ny ben’ny tanànan’i Dushanbe sy Filohan’ny Chambre Supérieure-n’ny Parlemanta Tajik Mamadsaid Ubaidulloev dia nandroso tolo-kevitra hafahafa mba hanangonana vola hanorenana ny toby mpamokatra herinaratra ahodin-drano ao Rogan – iray amin’ireo...

09 Mey 2008