- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbada : Fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety

Sokajy: Amerika Latina, Kiobà, Fahalalahàna miteny, Hafanàm-po nomerika, Hevitra, Media sy Fanoratan-gazety, Teknolojia

Bajan Global Report dia mizara izay heviny mikasika ny adihevitra mikasika ny fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety [1] :

Jewel Forde believed that blogs should be policed. She believed that they are indiscipline. According to Ms Forde, blogs deal with personal opinions. Journalism reports the story and leave out the emotions and opinions […]

That’s why we have blogs Ms Forde. Today reader want to express his or her opinions on a subject matter. They want to be heard not to be discriminating against.

“Ramatoa Jewel Forde dia mihevitra fa tokony arahi-maso kokoa ireo blaogy. Heveriny fa tsy mahafehy tena izy ireny. Araky ny ambaran'dRamatoa Forde, dia izay mba hevitr'olon-tokana ihany no voizin'ireo blaogy. Ny Fanaovana gazety kosa anefa mitatitra ireo Tantara ary mamela izay fihetseham-pò sy fihevitry ny mpanoratra ery alavitra ery […]
Izany indrindra no anton'ny anaovanay blaogy Ramatoa Forde hajaina. Sitraky ny mpamaky ankehitriny ny hamela hafatra amin'izay lohahevitra [mahakasika azy]. Tiany mba ho re amin'izay ny feony fa tsy atao ankila-bao foana.”