- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : Valin'ny fifidianana filoham-pirenena

Sokajy: Zimbaboe, Fifidianana, Politika

Hope no mitatitra ao amin'ny This is Zimbabwe ny valiny ofisialy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena [1] any Zimbaboe :

Here are the total counts per presidential candidate, according to The Herald. We were hoping to see the breakdown by constituency… but not yet it seems […]

Morgan Tsvangirai Robert Mugabe Simba Makoni Langton Towungana Total Vote Spoilt
1195562 1079730 207470 14503 2497265 39975
47.9% 43.2% 8.3% 0.6% 100%  
“Indro ny kaontim-pifidianana filoham-pirenena farany isaky ny kandida, arak'izay napariaky ny gazety The Herald. Nanantena ny fitsinjarana isam-paritra izahay … saingy toa mbola tsy vonona angaha […]”
Morgan Tsvangirai Robert Mugabe Simba Makoni Langton Towungana Totalin'ny mpifidy Fotsy
1 195 562 1 079 730 207 470 14 503 2 497 265 39975
47.9% 43.2% 8.3% 0.6% 100%