Tantara tamin'ny 01 Mey 2008
Sina: Olaimpika Maitso sy Mpilalao sarimihetsika ho masoivoho mpiaro ny tontolo iainana eo anivon'ny ONU
Dan Beekman ao amin'ny ” Blogging Beijing” no manolotra fampivondronana ireo olan'ny tontolo iainana misy sy izay mbola azo antenanadonne ao Beijing. Nanadihady Fikambanana tsy miankina (ONG) sy mpitarika mpianatra...
Egypta:rehefa mifangaro ny Finoana sy ny Pôlitika
Ao anatin’ity hafany eto ity i Zeinobia, Egyptiana mpitoraka blaogy, dia mamely ny Papa Shenouda III momba ny kabariny tamin’ny Paka tamin’ity taona ity, izay nilazany fa ho "mendy any amin’ny helo" ireo olona mampiasa ny Facebook, hoy ny tatitr’i Gr33nData avy any Le Caire.