Avrily, 2008

Tantara tamin'ny Avrily, 2008

Shina: Ny Carrefour no mahazo vahana

  22 Avrily 2008

Mananihany i Huge fa ny Carrefour ihany no mahazo vahana amin'ity fitadiavana ankivy ity [zh]. 1. dokambarotra tsy andoavambola; 2. Fantatry ny maro teo no ho eo fa hay marika...

  22 Avrily 2008

Miaiky ny ezaka nataon'i Aimé Cesaire ny mpamaham-bolongana Jamaikana Geoffrey Philp , Manonona azy ho “ilay poeta hajaina manerana ny tontolo miteny frantsay sy mpitolona ho amin'ny zon'ny Indiana andrefana...

Mananontanona ny ady any Sodana

  21 Avrily 2008

Raha ny vitan-dratsy mifanongoa ao ambony ao no mitohy dia hirodana angamba ny fifanarahan'ny Sodane ho amin'ny fandriam-pahalemana tanteraka, nefa alohan'ny hahatongavantsika amin'izany, ndeha hotohizantsika ny fanomezana ireo vaovao tsara...

SIDA – Zava-pady sy mahamenatra ho an’i Arabo

  20 Avrily 2008

Ny SIDA, syndrome immunodéficitaire acquis mahafaty, dia tsy firesaka any amin'ny tontolo Arabo. Saika ity teny mampivarahontsana ity anefa no novoizin'ireo blaogy maro tamin'ity herinandro ity – avy any Jordana,...

Zimbaboe : Mofo sy Raozy

  19 Avrily 2008

Ny namana Fatso [Comrade Fatso] izay mpanakanto miblaogy no manolotra antsika sombiny amin'ny hirany farany Bread and Roses [Mofo sy Raozy], izay mivoaka any Zimbaboe : The hit song from...

Egypta:Ataovy ankivy izao tontolo izao

  18 Avrily 2008

Ny olona eran'izao tontolo izao dia mampiasa ny fanerena ara-toe-karena mba hanoherana fanapahan-kevitra politika amin'ny alalan'ny fiantsoana fanaovana ankivy ny vokatra avy amin'ny firenena voafaritra mazava. Miaraka amina firenena maro...

Zimbaboe : “Operation Mavhoterapapi”

  18 Avrily 2008

Sokwanele no mitatra ao amin'ny blaogy This is Zimbabwe fijoroana vavolombelona sy andian-tsarin'ireo voadaroka nandritra ireo “Operation Mavhoterapapi” any Zimbaboe : It has been reported that a teacher in Mudzi...