- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing

Sokajy: Hong Kong (Shina), Shina, Fahalalahàna miteny, Fanatanjahantena, Fanoherana, Hafanàm-po nomerika, Teknolojia, Zavakanto & Kolontsaina, Zon'olombelona

Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana :

1. Olympic workers [1];
2. Olympic silencing [2];
3. Olympics and June 4 [3];
4. Olympic GFW [4];
5. Olympic erection [5].