- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Guyana : Vidin'ny vary

Sokajy: Karaiba, Goiana, Fanoherana, Fifindràmonina, Hafanàm-po nomerika, Hevitra, Politika, Sakafo, Tantara, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

Rice is the new pearl,

“Ny vary no perla vaovao”

araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo [1].