- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Zimbaboe : “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny”

Sokajy: Zimbaboe, Politika, Vonjy Voina, Zon'olombelona

This is Zimbabwe no mitatitra ny fampahafantarana ireo gazety ny fiforonan'ny fikambanana “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny” [1] any Zimbaboe :

The Institute for a Democratic Alternative for Zimbabwe (IDAZIM) has initiated, with full support from civil society, labour and legal organizations, the Truth and Justice Coalition on Zimbabwe. Its objectives are to identify perpetrators and seek legal redress for the victims of crimes against humanity and other serious crimes in Zimbabwe.

“Ny IDAZIM izay sampan-draharaha mivoy ny fivoarana hoan'ny demôkrasia any Zimbaboe [Institute for a Democratic Alternative for Zimbabwe] izay miaraka amin'ny fanohanan'ireo fikambanana maro anivon'ny fiaraha-monina, sy ireo fikambanana misahana ny asa sy lalàna, dia namorona ny fikambanana “Fikatsahana ny Fahamarinana sy Rariny” [Truth and Justice Coalition] any Zimbaboe. Ny tanjona dia ny hamantarana ireo rehetra izay nahavita heloka amin'ny maha-olombelona sy ireo bevava any Zimbaboe, ary ny hangatahana fanonerana hoan'ireo niharan'izany tsy rariny izany.”