- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Barbada: tafiotran-toe-karena

Sokajy: Karaiba, Barbady, Fampandrosoana, Fifidianana, Hafanàm-po nomerika, Media sy Fanoratan-gazety, Politika, Toekarena sy Fandraharahàna, Tontolo_iainana

“Tsy isalasalana fa ny fiakaran'ny vidin-javatra no hibahan-toerana mandritra ny herinandro vitsivitsy sy ho am-bolana vitsivitsy ho avy io manerana ny firenena,” hoy i Barbados Underground [1],  (Barbada ambanin'ny tany) raha miresaka momba ny fanamby miandry ny toe-karenan'ny nosy izy.